Magy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-1:
Ny '''magy''' na '''majy''' dia ilazan’ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsara araka an’i Matio]] ireo mpivahiny izay notarihin’ny [[kintana]] iray avy any atsinanana ho any Israely mba hitsaoka ny Kristy vao teraka.
Miisa telo ireo magy namangy an’i [[Jesosy]] zaza.
Miisa telo ireo magy namangy an’i Jesosy zaza. Tamin’ny fahatongavany tao Jerosalema dia nankaop amin’ny lapan’i Heroda Lehibe izy ireo mba hamotopototra tsara ny amin’ny toerana misy an’ilay zaza vao teraka izay lazainy hoe Mesia, ilay hanbafaka an’i Israely amin’ny ho avy. Namaly i Heroda fa tsy mahafantatra ny amin’izany nefa nanafatra an’ireo magy mba hiverina eo aminy mba hanambara aminy ny misy ilay zaza. Nampiasa saina an’i Heroda ny badrenesany an’izany. Notarihin’ilay kintana ireo magy ka tonga tao Betlehema tao amin’ny tranon’omby nanrian’ilay zaza ka nanome azy volamena sy zavamanitra ary miora.
 
Nahazo fampitandremana tamin’ny anjely tamin’ny alalan’ny nofy ireo magy ka tsy niverina intsony tany an-dapan’i Heroda. Taitra tamin’ny fanamafisana avy amin’ny soratry ny mpaminany ny mpanjaka ka nanapa-kevitra ny hamono ny zaza vao teraka rehetra.
Miisa telo ireo magy namangy an’i Jesosy zaza. Tamin’ny fahatongavany tao [[Jerosalema]] dia nankaopnankao amin’ny lapan’i [[Heroda Lehibe]] izy ireo mba hamotopototra tsara ny amin’ny toerana misy an’ilay zaza vao teraka izay lazainy fa hoe ny [[Mesia]], ilay hanbafakahanafaka an’i Israely amin’ny ho avy. Namaly i Heroda fa tsy mahafantatra ny amin’izany nefa nanafatra an’ireo magy izy mba hiverina eo aminy mba hanambara aminy ny toerana misy an'ilay zaza. Nampiasa saina an’i Heroda ny badrenesanynandrenesany an’izany. Notarihin’ilay kintana ireo magy ka tonga tao Betlehema tao amin’ny tranon’omby nanrian’ilay zaza ka nanome azy volamena sy zavamanitra ary miora.
 
Notarihin’ilay kintana ireo magy ka tonga tao [[Betlehema]] tao amin’ny tranon’omby nandrian’ilay zaza ka nanome azy volamena sy zavamanitra ary miora.
Nahazo fampitandremana tamin’ny [[anjely]] tamin’ny alalan’ny nofy ireo magy ka tsy niverina intsony tany an-dapan’i Heroda. Taitra tamin’ny fanamafisana avy amin’ny soratry ny [[mpaminany]] ny mpanjaka ka nanapa-kevitra ny hamono ny zaza vao teraka rehetra.
 
Araka ny lovantsofina izay tsy voarakitra ao amin’ny Filazantsara dia izao avy ny anaran’ireo magy telolahy ireo : i Baltazara sy i Melkiora ary i Gaspara.