Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Levitika
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Levitikosy''''' na '''''Bokin'ny Levitika''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Levitikosy''''' na '''''Levitika''''' dia boky fahatelo ao amin'ny [[Baiboly]], hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny [[Israelita]] izay nankinina tamin'ny [[Levita|fokon'i Levy]]. Boky mitambatra ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]] ny ''Levitikosy,'' isan'ireo atao hoe bokim-pisoronana na bokin'ny mpisorona.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Levitikosy'' dia fanagasiana ny teny latinagrika hoe Λευιτικός / ''LeviticusLeuitikós''. syNy hoe ''Levitika'' kosa dia avy amin'ny teny grikafrantsay hoe  ''ΛευιτικόvLevitique'' / izay avy amin'ny teny latina hoe 'Leuitikón'Leviticus.'' Io indray dia avy amin'ny teny grika etsy ambony izay midika hoe "momba ny Levita", "momba ny asan'ny Levita". Ao amin'ny [[Tanakh]] anefa izy dia atao hoe ''Vayikra'' izay azo adika hoe "Ary niantso izy", izany hoe Adriamanitra niantso.
 
== Firafitry ny boky ==