Baiboly amin' ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Faingo
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-22:
Miavaka ny Baiboly katolika amin'ny fisian'ireo boky fanampiny atao hoe deoterôkanônika izay ao aminy nefa tsy hita ao amin'ireo Baiboly protestanta sy ao amin'ny Baibolin'ny Vavolombelon'i Jehovah.
 
Ireto avy ny anaran'ny boky ao amin'ny TestaentaTestamenta Taloha: ''Jenezy'', ''Eksaody'', ''Levitika'', ''Fanisana'', ''Detoronomy'', ''Josoe'', ''Mpitsara'', ''Rota'', ''Samoela voalohany, Samoela faharoa, Mpanjaka voalohany, Mpanjaka faharoa, Tantara voalohany, Tantara faharoa, Esdrasa, Nehemia, Tobia, Jodita, Estera, Makabeo voalohany, Makabeo faharoa, Joba, Salamo, Ohabolana, Mpitoriteny, Tononkira, Fahendrena, Eklesiastika, Izaia, Jeremia, Fitomaniana, Baroka, Ezekiela, Daniely, Osea, Joely, Amosy, Abdiasa, Jonasa, Mikea, Nahoma, Habakòka, Sofonia, Akjea, Zakaria'' ary ''Malakia.''
 
Ireto kosa ny anaran'ny boky ao amin'ny TestaentaTestamenta Vaovao: ''Matio, Marka, Lioka, Joany, Asa, Romana, Korintiana voalohany, Korintiana faharoa, Galata, Efeziana, Filipiana, Kolosiana, Tesalonisiana voalohany, Tesalonisiana faharoa, Timote voalohany, Timote faharoa, Tito, Filemona, Hebrio, Jakoba, Piera voalohany, Piera faharoa, Joany voalohany, Joany faharoa, Joany fahatelo, Joda ary Fanambaràna''.
 
=== Baiboly DIEM ===