Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Natao ao koa ny anaram-boky ao amin'ny Baiboly katolika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-26:
 
==== Mpaminany madinika ====
Roa ambin'ny folo ny mpaminany madinika, dia : ny ''[[Hosea]]'' (na ''Ôsea''), ''[[Joela]]'' (na ''Jôela''), ''[[Amosa]]'' (na ''Amôsa''), ''[[Obadia]]'' (na ''Abdiasa''), ''[[Jona (Baiboly)|Jona]]'' (na ''Jônasa''), ''[[Mika (Baiboly)|Mika]]'' (na Mikea), ''[[Nahoma]]'', ''[[Habakoka]] (na HabakokaHabakòka)'', ''[[Zefania]]'' (na ''Sôfônia''), ''[[Hagay]]'', ''[[Zakaria]]'' ary ''[[Malakia]]'' (na ''MalakyMalaký''). Atao hoe "mpaminany kely" izy ireo noho izy nanoratra kely.
 
Ireo boky fanampiny ao amin'ny Baiboly Katolika no ataon'ny Katolika hoe Deoterôkanônika ("kanôna faharoa") na ny Protestanta hoe Apokrifa ("miafina"). Ireo boky ireo dia tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo sy Protestanta. Manampy azy ireo ny toko fanampiny amin'ny ''Estera'' sy ''Daniela''.