Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Natao ao koa ny anaram-boky ao amin'ny Baiboly katolika
Andalana faha-11:
 
=== Ny boky dimin'i Mosesy ===
Ireo atao hoe "[[Boky dimin'i Mosesy]]", na Pentateoka (avy amin'ny teny grika ''pente'': "dimy" sy ''teukhos'': "horonana"), izay antsoina koa hoe Lalàna (Lalàn'i Mosesy), ataon'ny Jiosy hoe Torah, dia ny ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]'' (na ''Jenezy''), ny ''[[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]'' (na ''Eksaody''), ny ''[[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]'', (na ''Levitika''), ny ''[[Bokin'ny Nomery|Nomery]]'' (na ''Fanisana''), ary ny ''[[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]'' (na ''Deoterônômy'').
 
=== Ny bokin-tantara ===
Ny bokin-tantara dia ny ''[[Josoa]]'' (na Jôsoe), ny ''[[Mpitsara]]'', ny ''[[Rota]]'', ny [[Samoela voalohany|''Samoela'' ''voalohany'']], ny [[Samoela faharoa|''Samoela'' ''faharoa'']], ny [[Mpanjaka voalohany|''Mpanjaka'' ''voalohany'']], ny [[Mpanjaka faharoa|''Mpanjaka'' ''faharoa'']], ny [[Tantara voalohany|''Tantara'' ''voalohany'']], ny [[Tantara faharoa|''Tantara'' ''faharoa'']], ny ''[[Ezra]]'' (na ''Esdrasa''), ary ny ''[[Nehemia]]''. Ny Baiboly katolika dia ahitana boky fanampiny: ny ''Estera'', ny ''TobiaTobià'', ny ''Jodita'' ary ny ''Makabeo'' voalohany sy faharoa izay ataon'ny Katolika hoe ''deoterokanonikadeoterôkanônika'' (izany hoe "boky kanonikakanônika faharoa") nefa ataon'ny Protestanta hoe ''apokrifa'' ("miafina").
 
=== Ny bokim-pahamasinana ===
Ny bokim-pahamasinana, atao hoe koa Hagiografa, dia ny ''[[Bokin'i Joba|Joba]]'' (na ''Jôba''), ny ''[[Bokin'ny Salamo|Salamo]]'', ny ''[[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]'', ny''[[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]]'' (na ''Kôhelety''), ary ''[[Tononkiran'i Solomona]]'' (''Tononkira dia Tononkira'' na ''Tononkira Fanaperana''). Ny Baiboly Katolika dia mbola ahitana ny ''Fahendren'i Solomona'' (na ''Fahendrena'') sy ny ''Ekleziastika'' (na ''SirasidaSiràka'') izay boky deoterokanonikadeoterôkanônika na apokrifaapôkrifa.
 
=== Ny bokin'ireo Mpaminany ===
Andalana faha-23:
 
==== Mpaminany lehibe ====
Efatra ny mpaminany lehibe, dia ny ''[[Isaia (Baiboly)|Isaia]]'' (na ''Izaia''), ny ''[[Jeremia]]'', ny ''[[Ezekiela]]'', ny ''[[Daniela (Baiboly)|Daniela]]'', manampy azy ireo ny bokin'ny ''[[Fitomaniana]]''. Atao hoe "mpaminany lehibe" izy noho izy nanoratra lava miohatra amin'ny sasany atao hoe mpaminany madinika. Ny Baiboly katolika dia ahitana ny ''Baroka'' izay boky deoterokanonika na apokrifa.
 
==== Mpaminany madinika ====
Roa ambin'ny folo ny mpaminany madinika, dia : ny ''[[Hosea]]'' (na ''Ôsea''), ''[[Joela]]'' (na ''Jôela''), ''[[Amosa]]'' (na ''Amôsa''), ''[[Obadia]]'' (na ''Abdiasa''), ''[[Jona (Baiboly)|Jona]]'' (na ''Jônasa''), ''[[Mika (Baiboly)|Mika]]'' (na Mikea), ''[[Nahoma]]'', ''[[Habakoka]] (na Habakoka)'', ''[[Zefania]]'' (na ''Sôfônia''), ''[[Hagay]]'', ''[[Zakaria]]'' ary ''[[Malakia]]'' (na ''Malaky''). Atao hoe "mpaminany kely" izy ireo noho izy nanoratra kely.
 
Ireo boky fanampiny ao amin'ny Baiboly Katolika no ataon'ny Katolika hoe DeoterokanonikaDeoterôkanônika ("kanonakanôna faharoa") na ny Protestanta hoe Apokrifa ("miafina"). Ireo boky ireo dia tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo sy Protestanta. Manampy azy ireo ny toko fanampiny amin'ny ''Estera'' sy ''Daniela''.
 
== Jereo koa ==