Mosesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-24:
 
=== Ny fanafahana ny Hebreo avy ao Egypta ===
Nandeha tany amin'i Farao i Mosesy hanafahana ny Zanak'Israely avy ao Egypta sy hitondra azy ireo any amin'ny tany nampanantenaina azy dia ny tany Kanana. Nanampy azy ny rahalahiny Arona (hebreo: ''Aharone'') sady nanao fahagagana maro izy ka mba nihaino azy hihain'i Farao azy izay nangatahany mba hamela ny Zanak'Israely hankalaza ny [[Paska jiosy|Paska]] any an'efitra. Tsy nanaiky i Farao (Eks. 7. 8-13) sady vao mainka nanamafy ny fampahoriana taminfampahorian'ny Hebreo. Izany fandavana izany no niteraka ireo loza folo tao Egypta dia
# ny niovan'ny ranon'i Nily ho ra (Eks. 7.14-23);
# ny sahona aro izay nameno ny tany (Eks. 7.26-29; 8.1-11);
Andalana faha-38:
 
=== Ny fiampitana ny Ranomasina Mena sy ny efitr'i Sinay ===
Rehefa tonga teo akaikin'ny Ranomasina Mena ny Hebreo dia nahatazana ny miarailan'i Farao nanenjika azy ireo. Io ranoasina io dia atao hoe Ya''yam-Souf'' "Ranomasin'ny Bararata. Tamin'izany no nanandratan'i Mosesy ny tanany hampisaraka ny ranoasinaranomasina ho roa hahafahan'ny Hebreo miampita. Nanenjika avy ao aoriana ireo miarailamiaramila ireo nefa maty tao anaty ranomasina izay nikombona indray (Eks. 16.15-31).
 
Rehefa tonga tao an'efitra ny Hebreo izay notarihin'i Mosesy dia nisedra ny olan'ny tsy fisian-kanina sy ny tsy fisian-drano ary ny fahafatesana vokatry ny kaikitry ny bibilava. Namaha izany olana izany Adriamanitra amin'ny fanomezana azy ireo ny mana sy ny papelika sy ny menarana varahina ary ny rano avy amin'ny vatolampy nokapohin'i vosesyMosesy amin'ny tehiny.
 
=== Ny Fanekempihavanana tao amin'ny tendrobohitra Sinay ===