Iahveh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Roky
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Yahweh'' dia azo avy amin'ny fanampiana zanatsoratra (''a'' sy ''e'') ny renisoratra mifanarakaraka ''yhwh'' (yod - he - waw - he) izay matetika soratana amin'ny sora-baventy latina hoe ''YHWH''. Renisoratra hebreo no nadika amin'ny litera latina hoe "''y"'' na "''Y"'' dia ny litera hebreo ''yod''. Io litera io no nanjary soratana hoe "''j''" (vakina hoe /dj/) amin'ny tenim-pirenena hafa. Ao amin'ny Baiboly hebreo dia ny litera efatra '''יהוה''' (HWHY) vakina avy ankavanana miankavia no voasoratra fa tsy misy zanatsoratra.
 
== Jereo koa ==