Evanjelista: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-7:
 
=== Marka ===
Mpanara-dia akaiky an'i Simona Petera sy an'i Paoly Apostoly i [[Marka]] fa tsy isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo lahy. Jaona Marka koa no fiantsoana azy. Ny lovantsofina kristiana dia ilaza azy fa nanoratra ny ''[[Filazantsara araka an'i Marka]]''. Tsy mitonon-tena ho nanoratra ny Filazantsara faharoa nampitondraina ny anarany i Marka.
 
=== Lioka ===
Mpitsabo no asan'i [[Lioka]]. Araka ny lovantsofina kristiana dia izy no heverina ho nanoratra ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izay nataony ho an'i Teofilo. Izy koa no heverina ho nanoratra ny [[Asan'ny Apostoly|''Asan'ny Apostoly'']] sady namana akaikin'i [[Apostoly Paoly|Paoly Apostoly]].
 
=== Jaona ===
I [[Jaona (Evanjelista)|Jaona]] Evanjelista dia heverina ho ilay "mpianatra tian'i Jesoa indrindra", isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo, tsy voatonona anarana ao amin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsara arak an'i Jaona]]'' izy amin'ny maha mpanoratra azy. Heverina ho nanoratra ny ''[[Apokalypsin'i Jaona]]'' sy ireo [[Epistily voalohany nosoratan'i Jaona|''Epistily'' voalohany]] sy [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|faharoa]] ary [[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona|fahatelo]] mitondra ny anarany koa izy. Betsaka anefa ireo mpikaroka momba ny Baiboly izay milaza fa olona maro no nanatanteraka ny fanoratana ny tsirairay amin'ireo boky ireo.
 
== Jereo koa ==