Epistily faharoa nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tohiny
Andalana faha-1:
Ny '''''Epistily faharoa nosoratan'i Jaona''''' na '''''Jaona faharoa''''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe epistily. ''Δεύτερη Επιστολή Ιωάννη'' / ''Deuterê Epistolê Iôannê'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa ''Epistula II Ioannis'' kosa amin'ny teny latina. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra.
 
== Jereo koa ==