Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-mandry
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-3:
 
== Fiforona-teny ==
Ny teny hoe ''ohabolana'' dia teny malagasy nenti-nandika ny teny hebreo hoe ''Míshlê'' izay midika hoe fanoharana na ohabolana. Atao hoe ''Míshlê Shlomoh'' io boky io ao ainamin'ny Tanakh, izany hoe raha adika "Fanoharan'i [[Solomona]]" na "Ohabolan'i Solomona". Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''Liber proverbiorum'' na ''Proverbia''. Amin'ny teny grika kosa dia ''Paroimai Paroimiae'' na ''Paroimia''. Marihina fa niala ny fisian'ny anaran'i Solomona ao amin'ny lohatenin' ny boky.
 
== Jereo koa ==