Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Nomery''''' na '''''Nomery''''' dia boky fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]] izay manohy ny tantara ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] momba ny fivezivezen'ny [[Israelita]] tao an'efitra notarihin'i [[Mosesy]] na Moizy hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny tany [[Kanana]]. Boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ny ''Nomery''.
 
== Fifironan-teny ==
Ny teny hoe ''Nomery'' dia avy amin'ny teny latina ''Numeri'', lohatenin'io boky io avy amin'ny teny grika hoe ''Αριθμοί'' / Arithmoi izay azo adika hoe "fanisana", izany hoe fanisam-bahoaka. Tsy izany anefa no lohahevitra tena iompanan'io boky io. Ao amin'ny [[TorahTanakh]] izy dia atao amin'ny teny hebreo hoe ''Be-midbar'' ("Tany an'efitra", "Tany an-tany efitra") izay mifanentana kokoa amin'ny zavatra tantarainyresahiny.
 
== Firafitry ny boky ==
Andalana faha-9:
 
=== Ireo roapolo andro farany teo amin'i Sinay ===
Ny fizaràna voalohany (Nom. 1.1 - 10.10) dia mirakitra ny fanisam-bahoaka natao, ny fandaminana ireo foko roa ambin'ny folo, ny sata manokan'ireo [[Levita]], ny fanaovam-panatitra isankarazany, ny fankalazana ny [[Paska jiosy|Paska]], ary ny fanambaràna ny fanohizana ny dia ho any Kanana.
 
=== Nirenireny sivy amby telopolo taona ===
Ity fizaràna faharoa ity (Nom. 10.11 - 21.35) dia mitantara ny fivahinianafivahinian'ny Zanak'i Israely tao Kadesy, ny fandaminana ny asa'ireo Levita, ny fiaingana avy eo Kadesy, ny sakantsakana tao Edoma, ny nahafatesan'i [[Arona (Baiboly)|Arona]], ny amin'ilay menarana varahina, ary ny nandresena ny Amalekita sy ny nahazoana an'i Basàna.
 
=== Ny fahatongavana teo akaikin'i Kanana ===
Ny fizaràna farany (Nom. 22 - 36) dia mitantara ny fahatongavan'ny Zanak'i Israely teo amorony atsinanan'i [[Jordana]], ireo lalàna isankarazany, ny amin'i Balama, ny ady tamin'ny Madianita, ny nanendrena an'i [[Josoa (olona ao amin'ny Baiboly)|Josoa]] ho mpitarika, ary ny fomba hizaràna ny tany.
 
== Jereo koa ==