Hanokatra ny renilisitra

Modifications

k
Tsipelina
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Deoteronomia'' na ''Deoteronomy'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''Δευτερονόμιον'' / ''Deuteronómion'', izay avy amin'ny teny roa nakambaa loehoe ''Δευτερος'' ("faharoa") sy ''νόμoς ''("lalàna). "Lalàna faharoa" ny dika ara-bakitenin'ny hoe ''Δευτερονόμιον.'' Raha ny marina dia tsy lalàna faharoa no hita ao amin'ity boky mitondra io lohateny io ity fa firesahana fanindroany sy fanamafisana ny lalàna efa voalaza ao amin'ireo boky mialoha azy. Ny [[Tanakh]] dia manondro azy amin'ny hoe ''Aleh Hadevarim'' izay avy amin'ny andian-teny fanombohan'ilay boky manao hoe "Aleh ha-devarim", midika hoe "Izao ireo teny". Fohezina amin'ny hoe ''Devarim'' ("Teny") izany.
 
== Jereo koa ==
9 821

modifications