Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Haino aman-jery
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-6:
 
== Firafitry ny Tanakh ==
Mizara telo ny Tanakh, dia ny Tôrah sy ny Nevi'im ary ny Ketuvim. Tsy mifanandrify tanteraka amin'ny fizaràn'ny Kristiana ny Testamenta Taloha izany. Misy boky 24 ny ao amin'ny Tanakh. Ny boky iray ao amin'ny Tanakh dia etymety hisaraka roa na maro ao amin'ny Baiboly kristiana. Ao amin'ny Torah ihany izany no tsy mitranga.
 
=== Ny Torah ===