Fiteny grika taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
→‎Firoky : better image
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Beginning Odyssey.svg|ankavanana|thumb|200px|Fanombohan'ny tantara ''Odisey'' (''Odisseia)'']]
 
Ny [[fiteny grika taloha]] dia fiteny notnenina tany Grisy tamin'ny andro taloha nanomboka tamin'ny -800 hatramin'ny taona -400. Any Eoropa, ny fiteny grika miaraka amin'ny [[fiteny latina]] no fiteny taloha mbola ampiasaina indrindra, ho an'ny mpiteny fiteny eoropeana ankehitriny. Ireo fiteny mampiasa teny grika taloha dia ny fiteny latina arysy ireo fiteny avy amin'ny fiteny latina (frantsay, anglisy, espoaniola, italianinaitaliana).
 
Betsaka ireo firoky ny fiteny grika taloha, fa heverin'ny siantifika rehetra fa ny [[fiteny Atikianina]] no madio indrindra amin'ireo firoky ireo. Niparitadritaka manerana ireo tany manana amorontsirakamorontsiraka amin'ny Ranomasina Mediteranea ny fiteny grika taloha. Nanaparitaka ilay fiteny tany Azia i [[Aleksandra Lehibe]], ary elaela taoriana mandritra ny Fanjankambe Romana dia mianatranianatra fiteny grika taloha ny Romana ao amin'ny Fanjakambe Romana, ohatr'ireo mpianatra mianatra fiteny anglisy ankehitriny.
 
Ireo tononkalo lehibe malaza indrindra amin'ny fiteny grika taloha dia notononin'i [[Homer]]a.
 
Miova araka ny fandrosoan'ny fotaona ny fiteny rehetra, ary niova imbetsaka ny fiteny grika mandritry ny taonjato 25 manasaraka ny fiteny grika taloha sy ny fiteny grika ankehitriny. AnkehtrinyAnkehitriny, eken'ny mpandinika fiteny rehetra fa nanomboka tamin'ny taona 453 ny fiteny grika ankehitriny no nanomboka nisy. Izany hoe ny fiteny grika ankehitriny dia vokatry ny fivoaran'ny fiteny grika taloha nandritry ny taonjato 25.
 
Ny fiteny grika ankehitriny dia vokatry ny fivoaran'ny fiteny grika taloha nandritry ny taonjato 25.
 
== Firoky ==
{{...}}
[[File:AncientGreekDialects (Woodard) fr.svg|thumb|200x200px|Ireo firoky ny fiteny grika taloha]]
NandritryNandritra ny [[Taona Taloha]], dia tsy mananananana firoky tokana ny fiteny grika taloha. Ny iônianina-attikita, firokin'i [[Athina]], no firokim-piteny grika taloha tena fantatra ankehitriny. Io no fototry ny fiteny grika ankehitriny ary tamin'io firoky io no nanoratan'ireo mpanoratra toa an-dry [[Plato]] sy [[Aristophanes]].
 
== Fanoratana ==
{{...}}
 
Ny soratra voalohany indrindra nanoratana ny fiteny grika taloha dia ny abidy Lineaire B, silabera tsy misy fifandraisana amin'ny abidy grika taloha na ankehitriny, nanoratana firoky ny fiteny grika nampiasaina tany Grisy ankaontinentaan-kaontinenta ary tany Krity tamin'ny taonjato faha 14 sy faha 13 talohan'i Jesoa Kristy.
 
== Endrika ==