Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

k
Nafindra ny sary
k (Nohakelezina ilay sary)
k (Nafindra ny sary)
Ny '''Testamenta Vaovao''' dia fizaràna faharoa amin'ny [[Baiboly]] kristiana izay voasoratra taorian'ny nahaterahan'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Izy no mirakitra ny tantaram-piainana sy ny fampianarana nataon'i Jesoa sy ny tantaran'ny fiforonan'ny fiangonana kristiana voalohany. Ny Testamenta Vaovao dia tsy isan'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]].
 
[[Sary:Bible.malmesbury.arp.jpg|thumb|200x200px]]|
Pejy ao amin'ny Testaenta Vaovao
]]
 
== Fiforonan-teny ==
=== Ny Apokalypsin'i Jaona ===
Ny ''[[Apokalypsin'i Jaona]]'', tsorina amin'ny hoe ''Apokalypsy'', dia boky farany ao amin'ny Baiboly kristiana sy ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ampiana ny anaran'i Jaona (na Joany) ny anaran'io boky io satria maro ny nanoratra apokalypsy izay tsy voaray ho isan'ny Baiboly. Atao hoe [[apokalypsy apokrifa]] izy ireo.
 
[[Sary:Bible.malmesbury.arp.jpg|thumb|200x200px]]
 
== Jereo koa ==
28 215

modifications