Paoly (apôstôly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Paoly fa tsy Paul. Nofafàna ny "mizaka ..." fa iverina in-droa. Nafindra ny " Paul de Tarse ...".
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nesorina ny sary satria tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy ny filazana hita ao.
Andalana faha-1:
{{infobox olona
|sary=Paul of Tarsus.jpg
|anarana=Paul de Tarse
|teraka=1 Janoary 5
|maty=1 Janoary 67
|firenena=Roma Taloha
|mpiaraka=
|asa=
* [[mpanoratra]]
 
|taona niasàna=
}}
I '''Paoly Apostoly''', '''Apostoly Paoly''', '''Paoly avy any Tarsisy''' na '''Paoly''' dia apostolin'i Jesosy nefa tsy anisan'ireo apostoly roa ambin'ny folo lahy. Mizaka ny zom-pirenena romana izy sady Jiosy fariseo. Talohan'ny naha apostoly azy dia mpanenjika ny fivavahana kristiana izy nefa niova finoana taty aoriana. Nanorina fiangonana maro izy sady nanoratra epistily maro koa, izay atao hoe [[epistilin'i Paoly]].
 
''Απόστολος Παύλος'' / ''Apostolos Paulos'' no ahafantarana azy amin'ny teny grika fa ''Paulus Tarsensis'' kosa amin'ny teny latina.
 
'''Paoly avy any Tarsisy''' dia teraka ny 1 Janoary 5 ary maty ny 1 Janoary 67 tao [[Roma]].
 
== Jereo koa ==