Paoly (apôstôly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
Merged from Paul de Tarse
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Paoly fa tsy Paul. Nofafàna ny "mizaka ..." fa iverina in-droa. Nafindra ny " Paul de Tarse ...".
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''Paul de Tarse''' dia mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i [[Roma Taloha]] teraka ny 1 Janoary 5 ary maty ny 1 Janoary 67 tao [[Roma]]
 
I '''Paoly Apostoly''', '''Apostoly Paoly''', '''Paoly avy any Tarsisy''' na '''Paoly''' dia apostolin'i Jesosy nefa tsy anisan'ireo apostoly roa ambin'ny folo lahy. Mizaka ny zom-pirenena romana izy sady Jiosy fariseo. Talohan'ny naha apostoly azy dia mpanenjika ny fivavahana kristiana izy nefa niova finoana taty aoriana. Nanorina fiangonana maro izy sady nanoratra epistily maro koa, izay atao hoe [[epistilin'i Paoly]].
 
''Απόστολος Παύλος'' / ''Apostolos Paulos'' no ahafantarana azy amin'ny teny grika fa ''Paulus Tarsensis'' kosa amin'ny teny latina.
 
'''PaulPaoly deavy Tarseany Tarsisy''' dia mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i [[Roma Taloha]] teraka ny 1 Janoary 5 ary maty ny 1 Janoary 67 tao [[Roma]].
 
== Jereo koa ==