Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-tevina
Andalana faha-1:
Ny Filazantsa'''Filazantsara''' na '''Evanjely''' dia fitambaran'ny boky efatra ([[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]], [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]], [[Filazantsara araka an'i Jaona|Jaona]]) hita ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]], natokana hizaràna amin'ny olona rehetra ny tsara ho fantatra momba ny Fanjakan'Andriamanitra sy i [[Jesosa Kristy|Jesoa Kristy]]. Ny [[Kristianina|Kristiana]] dia mamaky sy mihaino ny Filazantsara satria mino fa hahazo fanampiana amin'ny fiainany manontolo ary hifandray amin'ny Mpahary sy ny voary. Atao hoe Evanjelista ny mpanoratra ny Filazantsara. Amin'ny heviny mivelatra dia ilazana ny [[Testamenta Vaovao]] ihany koa ny teny hoe Filazantsara.
 
== Fiforonan-teny ==