Paoly (apôstôly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina momba ny Baiboly
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Septambra 2017 à 19:52

I Paoly Apostoly, Apostoly Paoly, Paoly avy any Tarsisy na Paoly dia apostolin'i Jesosy nefa tsy anisan'ireo apostoly roa ambin'ny folo lahy. Mizaka ny zom-pirenena romana izy sady Jiosy fariseo. Talohan'ny naha apostoly azy dia mpanenjika ny fivavahana kristiana izy nefa niova finoana taty aoriana. Nanorina fiangonana maro izy sady nanoratra epistily maro koa, izay atao hoe epistilin'i Paoly.

Απόστολος Παύλος / Apostolos Paulos no ahafantarana azy amin'ny teny grika fa Paulus Tarsensis kosa amin'ny teny latina.

Jereo koa