Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitsiana vontoatiny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-7:
Mizara telo ny Tanakh, dia ny Tôrah sy ny Nevi'im ary ny Ketuvim. Tsy mifanandrify tanteraka amin'ny fizaràn'ny Kristiana ny Testamenta Taloha izany. Misy boky 24 ny ao amin'ny Tanakh. Ny boky iray ao amin'ny Tanakh dia ety hisaraka roa na maro ao amin'ny Baiboly. Ao amin'ny Torah ihany izany no tsy mitranga.
 
=== Ny TôrahTorah ===
Ny TôrahTorah dia ahitana boky dimy, ireo atao hoe Boky dimin'i Mosesy. Toy izao avy ny anaran'ireo boky ireo amin'ny teny hebreo ary ny fifanandrifian'ny anarana ao amin'ny Tôrah sy ny Pentateoka:
* ''Bereshit'' : ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]''
 
Andalana faha-34:
 
* ''Yehezkael'': ''Ezekiela''
* ''Trei Assar'' (Bokin'ny mpaminany 12)
Ny bokin'ny mpaminany 12 dia mitambatra ao amin'ny atao hoe ''Trei Assar.'' Ireto avy izy ireo:
* ''Hoshéa'' : ''Hosea''