Epistily ho an' ny Galatiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Grika sy latina
Andalana faha-1:
Ny '''''Epistily ho an'ny Galatiana''''' na '''''Galatiana''''' dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly Paoly ho an'ny fiangonana kristiana tany [[Galatia]] izany. ''Επιστολή προς Γαλάτες / Epistolê pros Galates'' no anarany amin'ny teny grika ary ''Epistula ad Galatas'' kosa amin'ny teny latina.
 
== Jereo koa ==