Epistily nosoratan' i Jakôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Soratra voasoritra
Andalana faha-1:
Ny '''''Epistily nosoratan'i Jakoba''''' na '''''Jakoba''''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe [[epistily]]. ''Επιστολή Ιακώβου'' / ''Epistolê Iakôbou'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa <u>''Epistula Iacobi''</u> kosa amin'ny teny latina. Mitonon-tena ho i Jakoba ny mpanoratra azy ary nosoratany "ho an'ny foko roa ambin'ny folo" izany.
 
== Jereo koa ==