Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-49:
 
=== Ireo Epistily ===
Misy 21 ny isan'ny [[epistily]] izay azo sokajina roa dia ireo nosoratan'i [[Paoly]] ([[Epistily ho an'ny Romana|''Romana'']], ''[[Epistily voalohany ho an'ny Korintiana|I Korintiana]], [[Epistily faharoa ho an'ny Korintiana|II Korintiana]], [[Epistily ho an'ny Galatiana|Galatiana]], [[Epistily ho an'ny Efesiana|Efesiana]], [[Epistily ho an'ny Filipiana|Filipiana]], [[Epistily ho an'ny Kolosiana|Kolosiana]], [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|I Tesaloniana]], [[Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana|II Tesaloniana]], [[Epistily voalohany ho an'i Timoty|I Timoty]], [[Epistily faharoa ho an'i Timoty|II Timoty]], [[Epistily ho an'i Titosy|Titosy]], [[Epistily ho an'i Filemona|Filemona]], [[Epistily ho an'ny Hebreo|Hebreo]]'') sy ireo nosoratan'ny Apostoly hafa, izay atao hoe [[Epistily katolika]] (''Jakoba, I Petera, II Petera, I Jaona, II Jaona, III Jaona, Joda''). Ny hoe "katolika" eto dia midilka hoe ho an'ny olon-drehetra, ho an'ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka. Misy epistily hafa izay tsy voaray ao anatin'ny Baiboly kristiana izay atao hoe [[epistily apokrifa]].
 
=== Ny Apokalypsin'i Jaona ===