Apôkrifan' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanazavana fanampiny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitarana bebe kokoa
Andalana faha-1:
Atao hoe '''Boky apokrifa''' na '''Soratra apokrifa''' ireo boky nosoratana ho boky masina nefa tsy voaray ho [[kanona]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Tsy mitovy ny fampiasan'ny Katolika sy ny Protestanta ny teny hoe apokrifa. Ny fanontana Baiboly tsirairay koa dia mety samy hanana ny lisitry ny boky ataony hoe apokrifa.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''apokrifa'' dia fanagasiana ny teny grika hoe ''ἀπόκρυφος'' / ''apókruphos'' izay idika hoe "miafina".
 
== Boky apokrifa amin'ny Protestanta ==