Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Template
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Ohabolana''''' na '''''Ohabolana''''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], izay tafiditra ao amin'ireo boky atao hoe Bokim-pahamasinana (Hagiografa) na Ketuvim (na Ketubim) ao amin'ny Baiboly jiosy na [[Tanakh]]. Ahitana teny feno fahendrena ao toy ny oha-pitenenana fohifohy isan-karazany sy [[tononkalo]] koa izay mahakasika ny fitondran-tena araka an'Andriamanitra sy fitsikerana ny fisainana ratsy mbamin'ny asa ratsy ary maneho ny vokatr'izany.
 
== Fiforona-teny ==
Ny teny hoe ohabolana dia teny malagasy nenti-nandika ny teny hebreo hoe ''Míshlê'' izay midika hoe fanoharana na ohabolana. Atao hoe ''Míshlê Shlomoh'' io boky io ao ain'ny Tanakh, izany hoe raha adika "Fanoharan'i Solomona" na "Ohabolan'i Solomona". Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''Liber proverbiorum'' na ''Proverbia''. Amin'ny teny grika kosa dia ''Paroimai Paroimiae'' na ''Paroimia''. Marihina fa niala ny fisian'ny anaran'i Solomona ao amin'ny lohatenin' ny boky.
 
== Jereo koa ==
* [[Ohabolana]]
* ''[[Bokin'i Joba|Joba]]''
* ''[[Bokin'ny Salamo|Salamo]]''
* ''[[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]]''
* ''[[Tononkiran'i Solomona]]''