Kristianina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitarana ny "Fiforonan-teny"
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiforonan-teny
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe "''kristiana"'' na "''kristianina"'' dia avy amin'ny teny latina hoe ''Christianus'' na ny [[Fiteny grika taloha|teny grika]] hoe ''khristosΧριστιανός'' ("kristy")/ ''Khristianos'' izay manondro an'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Kristy. Ny teny hoe ''Kristy'' indray dia avy amin'ny teny latina hoe ''Christus'' na grika hoe ''Χριστός'' / ''Khristos'' izay fandikana ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''mashiahMashiah'' ("mesia"nogasina ao amin'ny [[Baiboly malagasy]] hoe ''Mesia'') izay midika hoe "voahosotra", izany hoe "voahosotr'Andriamanitra". Ara-bakiteny, ny Kristiana dia ireo "mpanaraka ny fampianaran'ilay Voahosotr'Andriamanitra".
 
== Finoan'ny Kristiana ==
Andalana faha-10:
* [[Fivavahana kristiana]]
 
* [[Fiangonana kristianaMesia]]
* [[Kristy]]