Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 190 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q5043
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
{{mandika teny}}
 
Ny '''Kristianisma''' dia finoana abrahamika ary mifototra amin'ny finoana amin'Andriamanitra tokana, izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny apostoly (evanjily,[[Filazantsara|evanjely]] na [[filazantsara]]) mikasika ny fiainan'i Jesoan'i Nazarata, na [[Jesoa Kristy]]. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny roa miliara eo ho eo ny isan'ny mpino, miparitana anaty fiangonana 33 000; ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny fiangonana katôlika.
 
Ny mpamaritra anarana ''[[kristianina]]'' dia midika "an'i Kristy", na "mpanaraka ny anatr'i Kristy". Io mpamaritra io dia nomen'ny daholobe an'ireo mpanaraka ny anatr'i Kristy nanomboka ny taonjato voalohany.
 
Ny testamenta[[Testamenta talohaTaloha]] – ny baiboly[[Tanakh|Baiboly ebraikahebreo]] – miaraka amin'ny testamenta[[Testamenta vaovaoVaovao]] no soratra ifotoran'ny finoana kristianina.
 
== Tsangan-kevitra ==