Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanova lohateni-mpizaràna
Andalana faha-8:
Azo zaraina telo ny Nomery:
 
=== Ireo roapolo andro faraparanyfarany teo amin'nyi Sinay ===
Ny fizaràna voalohany (Nom. 1.1 - 10.10) dia mirakitra ny fanisam-bahoaka natao, ny fandaminana ireo foko, ny sata manokan'ireo [[Levita]], ny fanaovam-panatitra isankarazany, ny fankalazana ny [[Paska jiosy|Paska]], ary ny fanambaràna ny fanohizana ny dia ho any Kanana.
 
=== Ny firenirenenaNirenireny tanatin'ny sivy amby telopolo taona ===
Ity fizaràna faharoa ity (Nom. 10.11 - 21.35) dia mitantara ny fivahiniana tao Kadesy, ny fandaminana ny asa'ireo Levita, ny fiaingana avy eo Kadesy, ny sakantsakana tao Edoma, ny nahafatesan'i [[Arona (Baiboly)|Arona]], ilay menarana varahina, ary ny nandresena ny Amalekita sy ny nahazoana an'i Basàna.