Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy
k (Rohy)
k (Rohy)
'''Boky dimin'i Mosesy''', '''Boky dimin'i Moizy''' na '''Pentateoka''' no iantsoana ny fitambaran'ireo boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly kristiana|Baiboly]], izany hoe ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]. Ny fizaràna hafa manampy an'io ao amin'ny Testamenta Taloha dia ireo Bokin-tantara sy ireo Bokim-pahamasinana ary ireo Bokin'ny Mpaminany. Marihina fa ny Kristiana no mampizara efatra ny Testamenta Taloha arak'izany.
 
== Fiforonan-teny ==
 
== Ny boky ao amin'ny Pentateoka ==
Ireto avy ireo boky ao amin'ny Pentateoka: ny ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]'' na ''Jenezy'', ny ''[[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]'' na ''Eksaody'', ny ''[[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]'' na ''Levitika'', ny ''[[Bokin'ny Nomery|Nomery]]'', ary ny ''[[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]'' na ''Deoteronomy''.
 
[[Sokajy:Testamenta Taloha]]
29 448

modifications