Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-5:
Ny andian-teny hoe Testamenta Taloha dia fandikana sy fanagasiana ny teny latina hoe ''Vetus Testementum''. Io andian-teny io indray dia fandikàna ny teny grika hoe ''Παλαιὰ Διαθήκη'' / ''Palaià Diathêkê.'' Ny hoe ''palaià'' (grika) sy ny hoe ''vetus'' (latina) dia samy azo adika hoe "antitra", "taloha" na "tranainy" ary ny hoe ''testamentum'' (latina) na ''diathêkê'' (grika) dia midika hoe "fanakena", "fifanarahana", "fanekem-pihavanana". Ny Testamenta Taloha izany dia ny Baibolin'ny Jiosy na Jody, izay antsoiny hoe ''[[Tanakh]]'' na ''Thanak''.
Ho an'ny [[Kristianina|Kristiana]], ny
== Boky ao amin'ny Testamenta Taloha ==
|