Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Fix |
k Rohy |
||
Andalana faha-1:
Ny '''''Filazantsara araka an'i Jaona''''', na '''''Filazantsaran'i Jaona''''', na '''''Jaona''''', dia [[Filazantsara]] fahefatra ao amin'ny [[Baiboly kristiana|Baiboly]]. Tsy isan'ireo [[Filazantsara synoptika]] izy ka miavaka tanteraka amin'ireo telo voalohanhy, dia ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] ary ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]]. Ao amin'ny Eglizy Katolika Romana eto Madagasikara dia '''''Evanjely araka an'i Joany''''' na '''''Evanjelin'i Joany''''' no fiantsoana azy.
== Fiforonan-teny ==
|