Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-8:
 
=== Filazantsara na Evanjely ===
Misy efatra ny [[Filazantsara]], dia ny filazantsara''[[Filazantsara araka an'i Matio]]'', ny filazantsara''[[Filazantsara araka an'i Marka]]'', ny filazantsara[[Filazantsara araka an'i Lioka]] ary ny filazantsara''[[Filazantsara araka an'i Jaona]]''. Atao hoe [[Filazantsara synoptika|Filazantsara mitovy fijery]] (na synoptika) ireo Filazantsara telo voalohany satria mitovitovy sy mifameno ny zavatra lazainy. Matetika ny teny hoe "Filazantsara" dia entina hanondroana ny Testamenta vaovao manontolo. Maro ireo nanoratra filazantsara nefa ireo ihany no noraisina ho ao amin'ny Baiboly kristiana. Ireo no atao hoe [[filazantsara apokrifa]] na evanjely apokrifa.
 
=== Ny Asan'ny Apostoly ===