Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Tanakh''' na '''Tanak''' dia ny Baiboly hebreo izay tsy inona fa ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] protestanta.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Tanakh'', ''Thanak'' na ''Tanak'' dia fanafohezana ny andian-teny hoe ''Tôrah'' sy ''Nevi'im'' ary ''Ketûvim''. Ireo dia manondro ny fizaràna telo hita ao amin'ny Baiboly hebreo. Ny hoe ''Tôrah'' dia azo adika hoe "lalàna"; ny ''Nevi'im'' (na ''Nebi'im'') dia azo adika hoe "mpaminany (maro)" ary ny hoe ''Ketûvim'' (na ''Ketûbim'') dia azo adika hoe "soratra (maro)".
 
== Firafitry ny Tanakh ==