Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina momba ny kristianisma sy ny jodaisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitarana bebe kokoa
Andalana faha-1:
Ny '''Tanakh''', '''Thanak''' na '''Tanak''' dia ny Baiboly hebreo izay tsy inona fa ny Testamenta Taloha ao amin'ny Baiboly protestanta.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Tanakh'', ''Thanak'' na ''Tanak'' dia fanafohezana ny andian-teny hoe ''TorahTôrah'' sy ''Nevi'im'' ary ''KetuvimKetûvim''. Ireo dia ny fizaràna telo hita ao amin'ny Baiboly hebreo. Ny hoe ''TorahTôrah'' dia azo adika hoe "lalàna"; ny ''Nevi'im'' dia midika hoe "mpaminany (maro)" ary ny hoe ''KetuvimKetûvim'' dia azoadika hoe "soratra (maro)".
 
== Firafitry ny Tanakh ==
Mizara telo ny Tanakh, dia ny Tôrah sy ny Nevi'im ary ny Ketuvim. Tsy mifanandrify tanteraka amin'ny fizaràna ny Testamenta Taloha izany. isy boky 24 ny ao ain'ny Tanakh.
 
=== Ny Tôrah ===
Ny Tôrah dia ahitana boky dimy, ireo atao hoe Boky dimin'i Mosesy. Toy izao avy ny anaran'ireo boky ireo amin'ny teny hebreo ary ny fifanandrifian'ny anarana ao amin'ny Tôrah sy ny Pentateoka:
 
''Bereshit'' : ''Genesisy''
 
''Shemot'' : ''Eksodosy''
 
''Vayikra'' : ''Levitikosy''
 
''Bemidbar'' : ''Nomery''
 
''Devarim'' : ''Deoteronomia''
 
=== Ny Nevi'im ===
Ny Nevi'im dia mizara roa: ny Nevi'im rishoni ("mpaminany taloha") sy ny Nevi'im aharoni ("mpaminany farany"). Misy boky efatra ny ao aminan'ny <u>Nevi'im rishoni</u> ka ireto avy izy ireo:
* ''Yeshoshua'' : ''Josoa''
 
* ''Shoftim'' : ''Mpitsara''
 
* ''Shemuel'' : ''Samoela'' ''voalohany'' sy ''Samoela'' ''faharoa''
 
* ''Melahim'' : ''Mpitsara'' ''voalohany'' sy ''Mpitsara'' ''faharoa''
Misy boky 16 kosa ny ao ain'ny <u>Nevi'im aharoni</u> dia ireto avy:
* ''Yeshayahu'': ''Isaia''
 
* ''Yrmeyahu'': ''Jeremia''
 
* ''Yehezkel'': ''Ezekiela''
 
* ''Hoshéa'' : ''Hosea''
 
* ''Yoel'' : ''Joela''
 
* ''Amos'' : ''Amosa''
 
* ''Ovadia'' : ''Obadia''
 
* ''Yona'' : ''Jona''
 
* ''Mikha'' : ''Mika''
 
* ''Nahum'' : ''Nahoma''
 
* '''Havakuk'' : ''Habakoka''
 
* ''Tsephania'' : ''Zefania''
 
* ''Haggai'' : ''Hagay''
 
* ''Zekharia'' : ''Zakaria''
 
* ''Malakhi'' : ''Malakia''
Ny manomboka eo amin'ny ''Hoshéa'' ka hatrany amin'ny ''Malakhi'' (mpaminany 12) dia atao hoe ''Trei Assar''.
 
=== Ny Ketûvim ===
Ny Ketûvim dia misy boky 11. Ireto avy izany:
* ''Tehilim'' : ''Salamo''
* ''Mishlei'' : ''Ohabolana''
* ''Iyov'' : ''Joba''
* ''Shir Hashirim'' : ''Tononkiran'i Solomona''
* ''Ruth'' : ''Rota''
* ''Eikha'' : ''Fitomaniana''
* ''Qohelet'' : ''Mpitoriteny''
* Esther : ''Estera''
* ''Daniel'' : ''Daniela''
* ''Ezra wu Nekhem'ya'' : ''Ezra'' sy ''Nehemia''
* ''Divrei Hayamim'' : ''Tantara voalohany'' sy ''faharoa''