Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanampim-panazavana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fitaisana boky
Andalana faha-1:
'''Apokalypsy apokrifa''' no ilazana ireo boky mitondra ny anarana hoe "Apokalypsy" nefa tsy voaray ho [[kanona]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Misy karazany roa izy ireo, dia ireo nosoratana teo anelanelan'ny nanoratana ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] sy ireo nosoratana tamin'ny fotoanan'ny Testamenta Vaovao na taorian'io.
 
== Apokalypsy talohan'ny Testamenta Vaovao ==
Ireto avy ireo Apokalypsy talohan'ny Testamenta Vaovao:
* ''Apokalypsin'i Abrahama''
* ''Apokalypsin'i Daniela''
* ''Apokalypsin'i Elia''
* ''Apokalypsin'i Mosesy''
* ''Apokalypsin'i Ezra''
* ''Apokalypsin'i Zefania''
* ''Apokalypsin'i Ezekiela''
* ''Apokalypsy grikan'i Baroka''
* ''Apokalypsy syriakan'i Baroka''
* ''Apokalypsin'i Noa''