Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy
k (Rohy)
k (Rohy)
 
=== Ny Apokalypsin'i Jaona ===
Ny ''Apokalypsin'i Jaona'', tsorina amin'ny hoe ''Apokalypsy'', dia boky farany ao amin'ny Baiboly kristiana sy ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ampiana ny anaran'i Jaona (na Joany) ny anaran'io boky io satria maro ny nanoratra [[Literatiora apokalyptika|apokalypsy]] izay tsy voaray ho isan'ny Baiboly. Atao hoe [[apokalypsy apokrifa]] izy ireo.
 
[[Sary:Bible.malmesbury.arp.jpg|ankavanana|thumb|400px]]
27 963

modifications