Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Template
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Nomery''''' na '''''Nomery''''' dia boky fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]] izay manohy ny tantara ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] momba ny fivezivezen'ny Israellita tao an'efitra notarihin'i Mosesy na Moizy rehefa sy ny fizorany hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny tany [[Kanana]].
 
Ligne 15 ⟶ 16 :
=== Ny fahatongavana teo akaikin'ny tany Kanana ===
Ny fizaràna farany (Nom. 22 - 36) dia mitantara ny fahatongavan'ny Zanak'i Israely teo amorony atsinanan'i Jordana, ireo lalàna isankarazany, ny amin'i Balama, ny ady tamin'ny Madianita, ny nanendrena an'i [[Josoa (olona ao amin'ny Baiboly)|Josoa]] ho mpitarika, ary ny fomba hizaràna ny tany.
 
== Jereo koa ==
* [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]
 
* [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]
 
* [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]
 
* Deoteronomia