Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Template
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Levitikosy''''' na '''''Levitikosy''''' dia boky fahatelo ao amin'ny [[Baiboly]], hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny Israelita izay nankinina tamin'ny fokon'i [[Levy (Baiboly)|Levy]]. Boky mitambatra ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]] ny ''Levitikosy''. Bokim-pisoronana ny ''Levitikosy''.
 
Ligne 21 ⟶ 22 :
=== Ireo toromarika sy lalàna isankarazany ===
Ny fizaràna farany (Lev. 17-23) dia miresaka momba lalàna isan-karazany momba ny fanadiovana, ary ny amin'ny fahotana manohitra ny Lalàna.
 
== Jereo koa ==
* [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]
 
* [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]
 
* [[Bokin'ny Nomery|Nomery]]
 
* [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]