Bokin' ny Deoterônômia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanampiana fizaràna
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Template
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Deoteronomia''''', '''''Bokin'ny Deoteronomy''''', '''''Deoteronomia''''' na '''''Deoteronomy''''', dia boky fahadimy ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ary boky fahadimy sady farany ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]], izay manantitra ny momba ny lalàna sy ny amin'ny tsy maitsy hanajana azy araka ny efa voalaza rahateo ao amin'ireo bokin-dalàna telo voalohany (Eksodosy, Levitikosy, Nomery).
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Deoteronomia'' na ''Deoteronomy'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''Δευτερονόμιον'', /''Deuteronómion''/,izay avy amin'ny teny roa nakambaa loe ''Δευτερος'' ("faharoa") sy ''νόμoς ''("lalàna). "Lalàna faharoa" ny dika ara-bakitenin'ny hoe ''Δευτερονόμιον.'' Raha ny marina dia tsy lalàna faharoa no hita ao amin'ity boky mitondra io lohateny io fa firesahana fanindroany sy fanamafisana ny lalàna efa voalaza tany aloha. Ny [[Torah]] dia manodro azy amin'ny hoe ''Aleh Hadevarim'' izay avy amin'ny andian-teny fanombohan'ilay boky manao hoe "Aleh ha-devarim", midika hoe "Izao ny teny". Fohezina amin'ny hoe ''Devarim'' ("Teny") izany.
 
== Jereo koa ==
* [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]
 
* [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]
 
* [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]
 
* [[Bokin'ny Nomery|Nomery]]