Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

k
Sora-mandry
(Nanova ny fanafohezan'anaran'ireo epistily)
k (Sora-mandry)
 
=== Ny Asan'ny Apostoly ===
Ny [[Asan'ny Apostoly|''Asan'ny Apostoly'']] dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izy. Maro koa ireo nanoratra boky atao hoe "Asa" nefa io iray io ihany no noraisina ho [[Kanona|kanonika]].
{| class="toccolours" style="float: right; margin: 0 0 1em 1em; font-size: 90%; width: 150px;"
! style="background: #ccf; text-align: center;" |[[Testamenta Vaovao]]
 
=== Ireo Epistily ===
Misy 21 ny isan'ny [[epistily]] izay azo sokajina roa dia ireo nosoratan'i [[Paoly]] ([[Epistily ho an'ny Romana|''Romana'']], ''I Korintiana, II Korintiana, Galatiana, Efesiana, Filipiana, Kolosiana, [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|I Tesaloniana]], II Tesaloniana, I Timoty, II Timoty, Titosy, Filemona, Hebreo'') sy ireo nosoratan'ny Apostoly hafa, izay atao hoe [[Epistily katolika]] (''Jakoba, I Petera, II Petera, I Jaona, II Jaona, III Jaona, Joda''). Ny hoe "katolika" eto dia midilka hoe ho an'ny olon-drehetra, ho an'ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka. Misy epistily hafa izay tsy voaray ao anatin'ny Baiboly kristiana izay atao hoe [[epistily apokrifa]].
 
=== Ny Apokalypsin'i Jaona ===
Ny ''Apokalypsin'i Jaona'', tsorina amin'ny hoe ''Apokalypsy'', dia boky farany ao amin'ny Baiboly kristiana sy ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ampiana ny anaran'i Jaona (na Joany) ny anaran'io boky io satria maro ny nanoratra [[Literatiora apokalyptika|apokalypsy]] izay tsy voaray ho isan'ny Baiboly.
 
[[Sary:Bible.malmesbury.arp.jpg|ankavanana|thumb|400px]]
28 236

modifications