Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Suppression
Andalana faha-4:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''testamenta'' dia avy amin'ny [[fiteny latina]] hoe ''testamentum'', izay nandikana ny [[teny grika]] hoe ''διαθήκη'' / diathḗkē <small>/diaθeːkeː/,</small> izay midika hoe "fanakena", "fifanarahana", "fanekem-pihavanana". Ny Testamenta Taloha izany dia ny Baibolin'ny Jiosy na Jody, izay antsoina hoe ''Tanakh'' na ''Thanak''.
 
Ho an'ny [[Kristianina|Kristiana]], ny [[Baiboly]] dia fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny [[Testamenta Vaovao]].