Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy fizaràna
Andalana faha-1:
Ny '''''Filazantsara araka an'i Marka''''', na '''''Filazantsaran'i Marka''''', na '''''Marka''''', dia faharoa amin'ny [[Filazantsara]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Isan'ireo [[Filazantsara synoptika]] izy. Ny [[Katolika]] dia manao azy hoe '''''Evanjely araka an'i Marka''''' na '''''Evanjelin'i Marka.'''''
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Filazantsara araka an'i Marka'', na ''Evanjely araka an'i Marka'', dia fanagasiana ny teny grika hoe ''Kατὰ Μάρκον εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Markon euangélion''. Amin'ny teny latina dia ''Evangelium secundum Marcum''.
 
== Jereo koa ==