Didy Folo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 89 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q34623 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-4:
 
Boky roa no ahitana ny Didy Folo ao amin'ny Baiboly dia ny
[[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] na Eksaody sy ny Deteronomia[[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]. Hitantsika etsy ambany ny lahatsoratra nalaina tao amin'ny [http://baiboly.org baiboly.org].
===[http://baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=2-17&dika= Eskodosy 20 : 2-17]===
 
Izaho no [[Jehovah]] Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
 
Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
Andalana faha-13:
Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
 
Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
 
nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
 
Aza manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.