Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitarana ny ambangovangony
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fizaràna fanampiny
Andalana faha-1:
Ny '''''Bokin'ny Eksodosy''''' na '''''Bokin'ny Eksaody''''' ('''''Eksodosy''''' na '''''Eksaody''''') dia boky fahatelo ao amin'ny [[Baiboly]], hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny Israelita izay nankinina tamin'ny fokon'i [[Levy (Baiboly)|Levy]]. Boky mitambatra ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]] ny Levitikosy. Bokim-pisoronana ny Levitikosy.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe Levitikosy dia fanagasiana ny teny latina hoe ''Leviticus'' sy ny teny grika hoe ''Λευιτικόv'' /''Leuitikón''/ izay midika hoe "momba ny Levita", "momba ny asan'ny Levita". Ao amin'ny Torah anefa izy dia atao hoe Vayikra izay azo adika hoe "ary niantso izy",izany hoe Adriamanitra niantso.
 
== Firafitry ny boky ==
Azo zaraina telo ny bokin'ny Levitikosy araka ny karazan-dalàna andidiany.
 
=== Ny amin'ny fanaovana sorona sy fanatitra ===
Ny fizaràna voalohany (Lev. 1-7) dia miresaka momba ireo karazana fanatitra : ny fanatitra dorana, ny fanatitry ny vokatry ny tany, y fanati-pankasitrahana, ary ny fanatitra noho ny ota.
 
=== Ny fanokanana mpisorona ===
Ity fizaràna ity (Lev. 8-10) dia mitantara ny nanokanana an'i Arona sy ireo zanany amin'ny asam-pisoronana, miresaka ny amin'ny fisoronana voalohany nataony, ny nanasaziana an'i Nadaba sy Abiho tamin'ny nanaovany fanatitra tsy ara-dalàna, ary miresaka antsipiriany maro mopmba ny mpisorona.
 
=== Ny lalànan'ny fahadiovana ===
Ny fizaràna fahatelo (Lev. 10-16) dia miresaka momba ny fahadiovan'ny sakafo, ny fahadiovan'ny vehivavy, ny habokana sy ny aretina hafa mitovitovy aminy, ary ny andro fanadiovana lehibe.
 
=== Ny lalànan'ny fahamasinana ===
Ity fizaràna ity (Lev. 17-18) dia miresaka momba ny lalàna mifehy ny vahoaka, ny lalàna mikasika ny mpisorona ary ny amin'ireo andro firavoravoana.
 
=== Ireo toromarika sy lalàna isankarazany ===
Ny fizaràna farany (Lev. 17-23) dia miresaka momba lalàna isan-karazany momba ny fanadiovana, ary ny amin'ny fahotana manohitra ny Lalàna.
 
== Jereo koa ==
* [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]
 
* [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]
 
* [[Bokin'y Nomery|Nomery]]
 
* Deoteronomia