Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-2:
 
== Fifironan-teny ==
Ny teny hoe nomery''Nomery'' dia avy amin'ny teny latina numeri''Numeri'', dikanlohatenin'nyio lohatenyboky io avy amin'ny teny grika hoe ''Αριθμοί'' /arithmoi/ izay azo adika hoe "fanisana", izany hoe fanisam-bahoaka. Tsy izany anefa no lohahevitra tena iompanan'io boky io. Ao amin'ny [[Torah]] izy dia atao amin'ny teny hebreo hoe ''Be-midbar'' ("Tany an'efitra", "Tany an-tany efitra") izay mifannentanamifanentana kokoa amin'ny lohahevitrazavatra raketinytantarainy.
 
== Firafitry ny boky ==
Azo zaraina telo ny Nomery:
 
=== Ireo roapolo andro faraparany teo amin'ny Sinay (Nom. 1.1 - 10.10) ===
Ny fizaranafizaràna voalohany (Nom. 1.1 - 10.10) dia mirakitra ny fanisam-bahoaka natao, ny fandaminana ireo foko, ny sata manokan'ireo [[Levita]], ny fanaovam-panatitra isankarazany, ny fankalazana ny [[Paska jiosy|Paska]], ary ny fanambaranafanambaràna ny fanohizana ny dia ho any Kanana.
 
=== Ny firenirenena tanatin'ny sivy amby telopolo taona (Nom. 10.11 - 21.35) ===
Ity fizaranafizaràna faharoa ity (Nom. 10.11 - 21.35) dia mitantara ny fivahiniana tao Kadesy, ny fandaminana ny aszaasa'ireo Levita, ny fiaingana avy eo Kadesy, ny sakantsakana tao Edoma, ny nahafatesan'i [[Arona (Baiboly)|Arona]], ilay menarana varahina, ary ny nandresena ny Amalekita sy ny nahazoana an'i BasanaBasàna.
 
=== Ny fahatongavana teo akaikin'ny tany Kanana (Nom. 22-36). ===
ItyNy fizaràna farany ity(Nom. 22 - 36) dia mitantara ny fahatongavan'ny Zanak'i Israely teo amorony atsinanan'i Jordana, ireo lalàna isankarazany, ny amin'i Balama, ny ady tamin'ny Madianita, ny nanendrena an'i [[Josoa (olona ao amin'ny Baiboly)|Josoa]] ho mpitarika, ary ny fomba hizaràna ny tany.
 
== Jereo koa ==
* [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]
 
* [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]
 
* [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]
 
* Deoteronomia