Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
k (Rohy)
Aucun résumé des modifications
 
=== Ireo Epistily ===
Misy 21 ny isan'ny [[epistily]] izay azo sokajina roa ny epistily dia ireo nosoratan'i [[Paoly]] ([[Epistily ho an'ny Romana|''Romana'']], 1/2 Korintiana, Galatiana, Efesiana, Filipiana, Kolosiana, 1/2 Tesaloniana, 1/2 Timoty, Titosy, Filemona, Hebreo) sy ireo nosoratan'ny Apostoly hafa, izay atao hoe [[Epistily katolika]] (Jakoba, 1/2 Petera, 1/2 Jaona, Joda). Ny hoe "katolika" eto dia midilka hoe ho an'ny olon-drehetra, ho an'ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka. Misy epistily hafa izay tsy voaray ao anatin'ny Baiboly kristiana izay atao hoe [[epistily apokrifa]].
 
=== Ny Apokalypsin'i Jaona ===
28 581

modifications