Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanovana eo amin'ireo rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanampiana tsipiriany
Andalana faha-1:
'''Boky dimin'i Mosesy''', '''Boky dimin'i Moizy''' na '''Pentateoka''' no iantsoana ny fitambaran'ireo boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly]], izany hoe ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]. Ny fizaràna hafa manampy an'io ao amin'ny Testamenta Taloha dia ireo Bokin-tantara sy ireo Bokim-pahamasinana ary ireo Bokin'ny Mpaminany. Marihina fa ny Kristiana no mampizara efatra ny Testamenta Taloha arak'izany.
 
== FifironanFiforonan-teny ==
Avy aminin'ny teny grika hoe ''πέντaτεῦχος'' /pentateukhos''/'' ny hoe ''pentateoka.'' Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''pentateuchus''. ntinyIzany dia entina manondro ilay ataon'ny Jiosy hoe "dimyny Dimy ampahadimin'ny Torah". Ny hoe "Boky dimin'i Mosesy" dia andian-teny nandikana ny teny hebreo izay midika ara-bakiteny hoe "dimy ampahadimin'ny Lalàna". Atao hoe koa "Lalàn'i Mosesy" na "Lalàn'i Moizy" io fitambaram-boky io. Izany dia fandikana ny teny hebreo hoe "''Tōraṯ Mōshe''".
 
== Ny boky ao amin'ny Pentateoka ==