Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy
(Pejy vaovao momba ny Baiboly)
 
k (Rohy)
'''Boky dimin'i Mosesy''', '''Boky dimin'i Moizy''' na '''Pentateoka''' no iantsoana ny fitambaran'ireo boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly]], izany hoe ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], dia ny [[Genesisy|''Genesisy'' na ''Jenezy'']], ny [[Eksodosy|''Eksodosy'' na ''Eksaody'']], ny [[Levitikosy na Levitika|''Levitikosy'' na ''Levitika'']], ny ''[[Nomery]]'', ary ny [[Deoteronomia na Deoteronomy|''Deoteronomia'' na ''Deoteronomy'']].
29 448

modifications