Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fametrahana rohy anatiny
Andalana faha-1:
Ny Filazantsa na Evanjely dia fitambaran'ny boky efatra ([[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]], [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]], [[Filazantsara araka an'i Jaona|Jaona]]) hita ao amin'ny Testamenta Vaovao ao amin'ny Baiboly, natokana hizaràna amin'ny olona rehetra ny tsara ho fantatra momba ny Fanjakan'Andriamanitra sy i [[Jesosy Kristy]]. Ny Kristiana dia mamaky sy mihaino ny Filazantsara satria mino fa hahazo fanampiana amin'ny fiainany manontolo ary hifandray amin'ny Mpahary sy ny voary. Atao hoe Evanjelista ny mpanoratra ny Filazantsara. Amin'ny heviny mivelatra dia ilazana ny [[Testamenta Vaovao]] ihany koa ny teny hoe Filazantsara.
 
== Fiforonan-teny ==