Filazantsara sinôptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy toko sy andininy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fametrahana rohy
Andalana faha-1:
'''Filazantsara synoptika''' na '''Evanjely synoptika''' no ilazana ireo filazantsara telo voalohany ao amin'ny Baiboly, dia ny ''[[Filazantsara araka an'i Matio]]'' sy ny ''[[Filazantsara araka an'i Marka]]'' ary ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]''. Atao hoe synoptika izy ireo noho izy maneho amin'ny fomba mitovy amin'ny ankapobeny ny fiainana sy ny fampianaran'i Jesoa Kristy.
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-13:
Izao avy ny fitoviana hita:
 
- ny amin'nyi Jaona mpanao batisa (Mat. 3.1-12; Mar. 1.1-8; Lio. 3.1-18);
 
- ny nanaovam-batisa an'i Jesosy (Mat. 3.13-17; Mar. 1.9-11; Lio. 3.21-22);